segunda-feira, 25 de julho de 2016

Boky TKT


Sary nalaina tamin'ny internet
Fihaonan'ny Mpiservy eran-tany tamin'ny Papa Fransoà, Roma, 4 aogositra 2015

Ry havana,
Tafavoaka ny bokikely mitondra ny lohateny hoe Tompoy an-Kafaliana ny Tompo. laharana voalohany nohavaozina. Kanefa moa dia misy diso roa izay ahitsy etsy ambany:

a) tk 41= Indro ny tabilao tokony ho izy:


b) Tk 43 = Ary ity koa no izy:
Averina ihany koa ny Fizahan-takelaka:



       A - Ny alahady. 42





Ampahafantarana ihany koa fa efa hivoaka tsy ho ela ny boky Fiangonana Alahady tsy misy Pretra, fanontana faharoa nohavaozina.
Ireo boky roa ireo dia natao teo ambany fitarihan'i Monsenera alfredo, Evekan'i mananjary sy i Monsenera Gaetano, Evekan'i Moramanga sady Filohan'ny Vaomieran'ny eveka misahana ny fanompoam-Pivavahana.

Koa mirary soa ho an'ny rehetra.

Hoy

Frera Razokibe José, SCJ